1. Savaranonando Izaho, kandidà amin’ny fifidianana solombavam-bahoaka 2019 eto Madagasikara izay :I. Mandray am-po ny fanajana ny Zo maha-Olona voafaritry ny Fanambarana Iraisam-pirenena momban’ny Zon’Olombelona, ary ny Sata Afrikanina momba ny Zon’olombelona sy ny vahoaka, sy ny Sata Afrikanina mifehy ny Demokrasia, ny Fifidianana sy ny fitantana...