Toherinay ny didy jadona sy ny valifaty ara-politika Ny fisoloan-tena no fomba voarakitra ao amin’ny andininy faha-5 ao amin’ny Lalàm-panorenana hampiharana ny fiandrianam-pirenena mivantana, loharano ipoiran`ny fahefana rehetra. Ireo vahoaka ireo dia mifidy amin’ny alalan’ny fifidianana andraisan`ny rehetra anjara tsy mivantana ny solontenany ao a...